FIADIDINA NY REPOBLIKA LALANA LAH.2023-018
FIADIDINA NY REPOBLIKA LALANA LAH.2023-018
Manome alalana ny fankatoavana ny fifanarahana fampisamboram-bola ho famatsiana ny Tetikasa «Projet d’Investissement de Soutien aux Capacités Statistiques de la Communauté de Développement de l’Afrique Australe», nataosoniany14 jona 2023 ▇▇▇ ▇▇▇▇’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ny ▇▇▇▇▇▇ iraisampirenena ho an’ny fampandrosoana (▇▇▇)
Araka ny fandaniana natao teo anivon’ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimieran-doholona tamin’ny 23j ▇▇▇ ▇▇ 29jona2023,
NY FILOHAN’NY REPOBLIKA,
-Araka ny Lalàmpanorenana,
-Araka ny decision lah.17-HCC/D1 tamin’ny 09 aogositra 2023 nataon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana,
DIA ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇-▇▇▇▇▇▇▇▇▇ IZAO:
Andininy voalohany : Ankatoavina ny fifanarahana fampisamboram-bola ho famatsiana ny Tetikasa «Projet d’Investissement de Soutien aux Capacités Statistiques de la Communauté de Développement de l’Afrique Australe», ▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ ny 14 ▇▇▇▇ 2023 ▇▇▇ ▇▇▇▇’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ny ▇▇▇▇▇▇ iraisampirenena ho an’ny fampandrosoana (▇▇▇), izay mitentina DIMY HETSY ▇▇ ▇▇▇▇ AMBY TELOPOLO TAPITRISA DROITS DE TIRAGE SPECIAUX
(33 500 000 DTS).
Andininy faharoa: Havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika izao lalana izao.
Natao teto Antananarivo ny11aogositra 2023
Ny filohan’ny Repoblika
▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇▇▇▇
Ny Praiministra, lehiben’ny governemanta NTSAY Christian
▇▇▇.▇▇▇▇▇▇▇.▇▇▇.▇▇ 1/1
