LAMIN’ASA Ohatra amin'ny andininy

LAMIN’ASA. Fahazoana antoka fa ny lamin ‘asa norafetina dia mizotra tsara eo anivon’ny kaominina, ary nampandraisina andraikitra tamin’ny fanatanterahana azy ny vehivavy sy ny lahilahy.Fampandraisana andrikitra ny lahy sy ny vavy amin’nyfanatanterahana ny drafitr’asaMpizaika stage 3 / Komitin’ny miralenta, Commune,mpisehatra Tsy fantatra mazava raha tafita ny fampandraisana andraikitra ny lahy sy ny vavy tamin’ny lamin’asa novinavinaina momba ny miralentaMitovitovy ny isan’ny mpandray anjara isaky ny asa ataoDesambra 2012Commune,Mpiaramiombon’ant oka, SAHA, malala- tananaManao tombana antenantenam-potoana sy amin’ny faran’ny taona Vita ny tombana anelanelam-potoana sy isan-taona