FITANTANANARepresentation Ohatra amin'ny andininy

FITANTANANARepresentation. Fampitomboana ny isan’ny vehivavy manao Pôlitika mba ho azo antoka nyfahatratrarana ny tanjon’ny SADC izay mikendry ho 50% ny tahan’ny vehivavy mitana andraikitra eto amin’ny Kaominina alohan’ny taona 2015Mandresy lahatra mba hitombo ny isan’ny vehivavy eo amin’ny sehatra fanapahan- kevitra eo anivon’ny komity mpanatanteraka na filankevitry ny kaominina na nyFokontany TANJONA FOTOTRAASA ATAOTOMPONANDRAI KITRAFOTOTRA IAINGANATONDRO MILAZA NY VOKATRAFE-POTOANATETI-BOLA Fandraisan anjaraFampitomboana ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy satria ny filan’izy ireo dia matetika lasa an-kilabao na saron’ny filàna na tanjon’ireo antoko politika.Manao fanadihadiana mahakasika ireo karazam-pilànamanokan’ny vehivavyKomitin’nymiralenta, Ben’ny TanànaTsy fantatra ny filan’ny vehivavy eo anivon’ny sehatra rehetraManana Fisy manondro ny vokatry ny fanadihadianaJuin 2012KaomininaManatanteraka izay laharam-pahamehana amin’ireo filàna manokan’ny vehivavyCommune, Komitin’ny miralenta,Fikambanam- behivavyTsy mbola nisy mihitsy fanatanterahan izay natao laharam-pahamehana ho an’ny vehivavyTanteraka ny vinavina mamaly ireo napetraka ho laharam-pahamehanaDesambra 2012Commune,mpiaramiombon’ant oka, SAHAFahazoana antoka ny amin’nyfandraisan’andraikitry ny vehivavyMamantatra ny karazana fiofanana hofanatsarana ny fahaiza- manaon’ny vehivavyBen’ny tanàna, mpizaika stage 3 Tsy dia mbola hita taratra ny fandraisan’andrikitry ny vehivavy eto anivon’ny CommuneManana Fisy manondro ny vokatry ny fanadihadianadesambra 2011 Kaominina, mpiara- miombon’antoka, SAHAManome fiofananana ny vehivavy ho fanatsarana ny fahaiza-manaonyBen’ny tanàna, Komitin’nymiralenta, mpampiofanaVita ny fiofananaavril 2012Manofana ny lehilahy eo anivony kaominina mombany miralenta ary manentana azy ireomba hanohana ny miralentaManofana momban’ny miralenta ho an’ny lehilahy sy vehivavy eo anivon’ny kaomininaMpizaika stage 3, kaomininaMbola betsaka ny lehilahy tsy mahafantatra ny momba ny miralentaNahazo fiofanana mitovy sy miaraka ny lehilahy sy ny vehivavyMars 2012Kaominina, SAHA Fandraisana anjaran’ny vahoakaFahazoana antoka fa ny vavy sy ny lahy dia mandray anjara mitovy amin’ny raharaha eo anivon’ny fitondranaifotonyMampahafantatra ny olona ny andraikitra tokony ho sahaniny sy ny an’ireo andrim- panjakanaisan’ambaratongaMpizaika stage 3, Commune,Komitim-pokontanyTsy mbola nisyfampahafatarana ny andraikitry ny olom- pirenena teto amin’ny CommuneFivoriambem-pokonolona amin’ny Fokontany miisa 19 mampahafantatra ioandri...